Entrée |
mimpody
(ody)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka, Tanosy]
Miverina [1.78]
|
| Miverina amin' ny toerana nielana [1.1]
|
Explications en anglais | To return to its original state [1.7]
|
Explications en français | Revenir à son premier état [1.8]
|
/m:node>
Exemples |
1 | Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika.
[2.293]
|
2 | Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony.
[2.324]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mimpody |
Passé : |
nimpody |
Futur : |
himpody |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
mimpody
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Maty [1.78]
|
|