|
|
|
|

Entrée1  milonjehitra
Radical  2  lonjehitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila
Explications en français  5  [1.3] ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2023/01/20