Entrée | 1 milofika |
Radical | 2 lofika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1] |
Exemples |
5 Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga.
[2.472]
|
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |