Entrée milevina (levina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny
¶ Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato
¶ Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be buried [Hallanger 1973]
Définition française être enseveli [Hallanger 1974]
Morphologie 
milevina
nilevina
hilevina
milevena
Citations 

2012/08/14