Entrée (1/3) | 1 milelalela |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 lelalela |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.78] [Sihanaka]
mikiakiaka 10 [1.1] Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao |
Explications en anglais |
11 [1.7] to talk a lot; to cry out |
Explications en français |
12 [1.8] parler avec entrain; criailler |
Entrée (2/3) | 13 milelalela |
Partie du discours | 14 verbe actif |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Tambahoaka]
midedadeda |
Entrée (3/3) | 16 milelalelà |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif milelalela [Liste complète] |
Radical | 18 lelalela |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3] |
Anagrammes | 21 ilelalelam, lelalelaim, milelalela, milelalelà |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |