Entrée | 1 milatsaka |
Radical | 2 latsaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy 5 Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana 6 Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay 7 Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka 8 Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy 9 Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao [1.1] |
Explications en anglais |
10 to fall, to drop, to lower, to enter [1.2] 11 to fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc [1.7] |
Explications en français |
12 tomber; s'engager; devenir membre [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot milatsaka |
Anagrammes | 19 atsikalam, milatsaka |
Mis à jour le 2023/09/08 |