Entrée milatsaka (latsaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy
¶ Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana
¶ Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay
¶ Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka
¶ Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy
¶ Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to fall, to drop, to lower, to enter [Richardson 1885]
 to fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc [Hallanger 1973]
Définition française tomber; s'engager; devenir membre [Hallanger 1974]
Morphologie 
milatsaka
nilatsaka
hilatsaka
milatsaha
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/08/14