Entrée | 1 milanto |
Radical | 2 lanto |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Milamina: Milanto erý ireto bokinao Milahatra na voalahatra tsara ka tonga mahafinaritra ny maso na ny sofina, mirindra: Milanto erý ny fiteniny ka maha-te hihaino Mifanaraka, mifankahazo: Milanto tsara ireto mpivady roa ireto |
Explications en anglais |
5 [1.2] arranged 6 [1.7] to be well arranged; to get along together |
Explications en français |
7 [1.8] être bien disposé; s'entendre |
Morphologie |
|
Analogues | 12 milahatra, milamina, mirindra |
Anagrammes | 13 lamonty, lantoim, malonty, milanto, nitolam, notalim |
Mis à jour le 2023/01/20 |