Entrée milamindamina (lamindamina (lamina))
Partie du discours verbe actif
Exemples 
1fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324]
2Ny toetranay milamindamina, tsy tia se-hoseho no ilazanao izany. [2.445]
3Rahefa tafiditra an Antsaramasay (Antanimena-Andrefana) vao mba nilamindamim-pamindra tahaka ny fizotry ny zanak' Iarivo rehetra [2.643]
Morphologie 
Présent : milamindamina, milamindamin-, milamindamim-, milamindami-
Passé : nilamindamina, nilamindamin-, nilamindamim-, nilamindami-
Futur : hilamindamina, hilamindamin-, hilamindamim-, hilamindami-

Mis à jour le 2023/01/20