|
|
|
|

Entrée1  milafolafo
Radical  2  lafolafo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly): Milafolafo aoka izany io tovovavy io rehefa mandalo tovolahy [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/20