| Entrée | 1 milafolafo |
| Radical | 2 lafolafo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly): Milafolafo aoka izany io tovovavy io rehefa mandalo tovolahy
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|