|
|
|
|

Entrée1  mikosina
Radical  2 kosina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miforitra, mitavana mihosina amin' ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka foana io zaza io ka maloto lava.
5 Misafosafo tena; mihaotra: Aza mikosina amin' ny rindrina.
6 Miaraka matetika amin' ny olona tsy mitovy hambonian-toetra amin' ny tena, amin' ny fatritran' olona: Mikosina amin' ny naman-dratsy io zazalahy io. [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 mañosiky, 12 mikosina

Mis à jour le 2025/09/12