|
|
|
|

Entrée1  mikororosy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  kororosy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Manao ankororosy
Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra
Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha
Explications en anglais  10  [1.7] to slide; to fall down
Explications en français  11  [1.8] glisser, dégringoler
Exemples  12  [1.369#] Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha.
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mikororosy

Mis à jour le 2025/08/10