Entrée mikororosy (kororosy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao ankororosy
¶ Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra
¶ Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to slide; to fall down [Hallanger 1973]
Définition française glisser, dégringoler [Hallanger 1974]
Morphologie 
mikororosy
nikororosy
hikororosy
mikororosia
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/08/14