Entrée mikororoka (kororoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa
¶ Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to winnow grain in the wind [Hallanger 1973]
Définition française vanner à la brise [Hallanger 1974]
Morphologie 
mikororoka
nikororoka
hikororoka
mikororoha
Citations 

2012/08/14