Entrée | mikorododo (korododo) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Malady, maika: Mitaitay hivady ny tanora ankehitriny, ka tsy mahagaga raha mikorododo hisaraka [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | dodona ~ maika ~ malady ~ malaky | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |