|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mikoriana
Radical  2  koriana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona
5  Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany
6  Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [1.1]
Explications en anglais  7  to flow smoothly; to glide; to run around playing [1.7]
Explications en français  8  couler paisiblement; prendre ses ébats [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  misononoka

Entrée (2/2)14  mikoriàna
Radical  15  koriana
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mikoriana [Liste complète]
Explications en français  17  [1.3]
Autres orthographes  18  mikoriava

Anagrammes  19  ikorianam, imokirana, mikoriàna, mikoriana

Mis à jour le 2023/01/20