| Entrée | 1 mikorapaka | 
| Radical | 2korapaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 
4 Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [1.1]  | 
| Morphologie | 
  | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 10 mikarapoka, 11 mikorapaka, 12 mpikaraoka | 
| Mis à jour le 2025/11/02 | 
 |