Entrée | mikitoantoana (kitoantoana) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany [1.1] | ||||||
Explications en anglais | To be bumpy; to be rough (esp. of roads) [1.7] | ||||||
Explications en français | être raboteux; inégal [1.8] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |