Entrée mikiraviravy (kiraviravy (raviravy))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikiraviravy
nikiraviravy
hikiraviravy
mikiraviraveza

2013/04/25