Entrée | 1 miketrika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mangotraka, mandevy: Miketrika ny rano Mirohondrohona, mikotrokotroka: Miketrika ny amponga Manehoeho, re hatraiza hatraiza: Miketrika ny lazan' ny Jeneraly Mahandro, mampangotraka: Miketrika kabaro ao an-dakozia ao izy |
Radical | 4 ketrika |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |