|
|
|
|

Entrée1  mikatsaoka
Radical  2  katsaoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamoaka feo toy ny feon-javatra mianjera ao anaty rano na feon' ny tongotra miala avy ao anaty rano na fotaka marihitra
Explications en français  5  [1.3#319] résonner, se dit d'un corps tombant dans l'eau ou retiré de la boue
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9  mikatsaoka, mitsakoaka

Mis à jour le 2023/01/20