|
|
|
|

Entrée1  mikatsakatsaka
Radical  2  katsakatsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandehandeha etsỳ sy erỳ, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran' ny tenako ny hidihidy noho ilay laim-panday
5  Mivezivezy toa mitady hanao ratsy, misaodisaody, mihaodihaody, misodisody: Nikatsakatsaka eran' ny saha nandritra ny alina ny mpangalatra [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mikatsakatsaka

Mis à jour le 2023/01/20