|
|
|
|

Entrée1  mikaratsaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  karatsaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina
Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka

Anagrammes  8  karamatsaky, mikaratsaka, mitsakaraka

Mis à jour le 2025/07/29