Entrée mikambana (kambana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka
¶ Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity
¶ Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS
¶ Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be united; to come together [Hallanger 1973]
Définition française s'unir [Hallanger 1974]
Morphologie 
mikambana
nikambana
hikambana
mikambàna

Entrée mikambana (kambana)
Partie du discours adjectif
Définition française jumelé [SLP 1986]

Entrée mikambàna (kambana)
Partie du discours impératif du verbe actif mikambana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2012/08/12