|
|
|
|

Entrée1  mikaka
Radical  2 kaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [Tanala] [1.78]
5 misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.
6 Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Mis à jour le 2025/09/12