Entrée mikaikaika (kaikaika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Ravehivavy io fa maty ny zanany
¶ Mitoloko, mitaraindraina: Nikaikaika nandritra ny alina izy fa very ny kisoany
¶ Mimonomonona, mampiseho tsy fahafaliana: Mikaikaika ny vahoaka famisondrotra loatra ny vidin-javatra
¶ Mimenomenona, mimonomonona, mimonjomonjo, mimoimoy, mikoinkoina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikaikaika
nikaikaika
hikaikaika
mikaikaiha
Citations 

2011/10/24