Entrée mijoko (joko)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bara] mandeha miafina [Rakotosaona 1975]
 Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratraolona na hangalatra: Tsy hitany akory aho nijoko azy avy aoriana
¶ Mitily: Mijoko ny voronkely ny saka
¶ Mangalatra an-tsokosoko: Nisy nijoko ny volako tao anaty vatasarihana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mijoko
nijoko
hijoko
mijokoa

Entrée mijoko
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] mikendry [Rakotosaona 1975]

Entrée mijoko
Partie du discours adjectif
Traduction anglaise (unattested) [3.1]
Vocabulaire 
Analogues  Formes des cornes des boeufs
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31