|
|
|
|

Entrée1  mijangajanga
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  jangajanga
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Manaram-po amin' ny fitondran-tena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo; mandeha amin' ny olona tsy vadin' ny tena
Explications en anglais  8  [1.7] to commit adultery
Explications en français  9  [1.3#291] Se rendre coupable de luxure
10  [1.8] être adultère
Exemples  11  [2.59#] Ary maloto fitondran-tena izy mijangajanga, sy manao tokatrano maso amin'izay tieny halaina nela ny vadiny renianany, dia mandefitra foana any amin'ny tranon-drainy aman-dreniny.

Anagrammes  12  ijangajangam, mijangajanga

Mis à jour le 2025/07/29