Entrée |
mijangajanga
(jangajanga (janga))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manaram-po amin' ny fitondran-tena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo; mandeha amin' ny olona tsy vadin' ny tena [1.1]
|
Explications en anglais | To commit adultery [1.7]
|
Explications en français | Se rendre coupable de luxure [1.3]
|
| être adultère [1.8]
|
Exemples | Ary maloto fitondran-tena izy mijangajanga, sy manao tokatrano maso amin'izay tieny halaina nela ny vadiny renianany, dia mandefitra foana any amin'ny tranon-drainy aman-dreniny.
[2.59]
|
Morphologie |
Présent : |
mijangajanga |
Passé : |
nijangajanga |
Futur : |
hijangajanga |
|
|