Entrée |
mijaingijaingy
(jaingijaingy (jaingy))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandehandeha irery; mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1]
|
Exemples |
1 | Indraindray alim-pody avy ao amin-dRasoa mianakavy izy ka indry mijaingijaingy samirery mamaky ny lalan-kely mankeny aminy.
[2.470]
|
2 | Hafa manko izany teo aloha : raha avy manao fanadinana dia lasa mijaingijaingy irery mamonjy sakafo tany amin' ny "restaurant.
[2.356]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mijaingijaingy |
Passé : |
nijaingijaingy |
Futur : |
hijaingijaingy |
|
Synonymes | |
Autres orthographes |
|