|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mijafajafa
Radical  2  jafajafa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitomany mafy noho ny vonoana, mikaikaika: Nijafajafa Ibalita nony nokapohin-drainy tamin' ny rotsakazo
5  Mihetsiketsika, mihoalahoala sady mikiakiaka: Nijafajafaeran' ny tokotany ilay akoho nenjehin' ny ankizy
6  Sanganehana, very hevitra: Nijafajafa foana nony tonga teo anatrehan' ny mpampianatra Ibalita [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/2)11  mijafajafà
Radical  12  jafajafa
Partie du discours  13  impératif du verbe actif mijafajafa [Liste complète]
Explications en malgache  14  [1.1]
Explications en français  15  [1.3]

Anagrammes  16  ijafajafam, mijafajafà, mijafajafa

Mis à jour le 2023/01/20