|
|
|
|

Entrée1  mihovotrovotra
Radical  2  hovotrovotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mihovitrovitra: Mihovotrovotra dia koa ho miana (mihovitrovitra toa ho torana) [Tanala] [1.78]
5  Mihozongozona, mihontsonkontsona [1.1]
Explications en anglais  6  to tremble, as a house during an earthquake [1.7]
Explications en français  7  trembler, être secoué comme par un tremblement de terre [1.8]
Exemples  8  mihovotrovotra manaraka ny tomaniny, ny adin-tsaina amam-panahy ao anatiny. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  hivotrovotroam, mihovotrovotra

Mis à jour le 2023/01/20