Entrée | 1 mihoripika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 horipika |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Mirintona hiala, manalavitra tsy tia na sosotra: Izany anie no farihy manantsika tsiriry,-- ka izay mihoripika ihany no manenina. (Rajaonah Tselatra) |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |