|
|
|
|

Entrée1  mihorifika
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsileo] Mientan-dratsy, miontana, manaitra: Nihorifika i say nahita ny fivotrin'ny tentele mereke andro (Nientan-dratsy izy nony nahita ny fitangoronan'ny tantely merikandro)

Mis à jour le 2024/12/07