Entrée mihoninkonina (honinkonina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Sahirana, lany andro amin' ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny vehivavy rehefa hiovaka ny trano
¶ Manao zavatra amimpidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihoninkonina
nihoninkonina
hihoninkonina
mihoninkona
Citations 

2010/05/14