Entrée mihohy (hohy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka
¶ Mihehy
¶ Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia
¶ Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihohy
nihohy
hihohy
mihohaza
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31