|
|
|
|

Entrée1  mihohoka
Radical  2  hohoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny vilany ka very daholo ny laoka
5  Mandry tsy mitsilany na mihorirana fa ny kibo no atao ambany mandry: Aza mihohoka rehefa mandry
6  Mandohalika na miondrika ambany dia ambany: Mihohoka eto anatrehanao izahay, ry Tompo Andriamanitra
7  Milentika ao anatin' ny fahoriana: Mihohoka marina ireto kamboty ireto
8  Miasa tsy miroa fo: Nihohoka tamin' ny asany izy rehetra ka vita haingana ilay raharaha nasaiko nataony [1.1]
Explications en anglais  9  to lie or be placed with the face or opening down [1.7]
Explications en français  10  être placé avec l'ouverture en bas, la bouche en dessous [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  miankohoka
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mihohoka

Anagrammes  19  hahimoko, hihomoka, hokaohim, mihohoka

Mis à jour le 2023/01/20