Entrée | 1 mihobankobana |
Radical | 2 hobankobana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany 5 Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony [1.1] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/05 |