| Entrée | 1 mihobankobana |
| Radical | 2 hobankobana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany.
5 Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|