|
|
|
|

Entrée1  mihoakoaka
Radical  2 hoakoaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa.
5 Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory. [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9 mihoaka

Anagrammes  10 mihaokaoka, 11 mihoakoaka

Mis à jour le 2025/09/12