|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihizina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hizina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka
Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy
Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy
Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy?
Mihenahena, mitokona
Explications en anglais  10  [1.7] to be crowded, full
Explications en français  11  [1.8] être bondé

Entrée (2/2)12  mihizìna
Partie du discours  13  impératif du verbe actif mihizina [Liste complète]
Radical  14  hizina
Explications en français  15  [1.3]

Anagrammes  16  haizinim, ihizinam, mahiziñy, mihizina, mihizìna

Mis à jour le 2025/08/10