Entrée | 1 mihitsoka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hitsoka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako |
Explications en français |
9 [1.3#254] être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir |
Exemples |
10 [1.437#] mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy. 11 [2.606#] Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra. |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mihitsoka |
Anagrammes | 13 hatsimiko, hitokisam, hitsimoka, mihitsoka |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |