|
|
|
|

Entrée1  mihisatra
Radical  2  hisatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana
Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo
Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka
Explications en anglais  5  [1.7] to move slowly, as a canoe touching bottom
Explications en français  6  [1.8] aller lentement en raclant, en touchant le fond
Vocabulaire  7  Mouvement
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Anagrammes  11  hisatriam, isitraham, mahisitra, miharatsy, mihisatra, misahatry, saritahim

Mis à jour le 2023/01/20