|
|
|
|

Entrée1  mihiratra
Radical  2  hiratra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity
Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro
Explications en français  5  [1.3#249] écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant
Exemples  6  mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472]
7  mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470]
8  Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mihiratra

Anagrammes  16  hitriaram, mahiratry, marihitra, miharatry, miharitra, mihiratra

Mis à jour le 2023/10/18