Entrée | 1 mihinjaka |
Radical | 2 hinjaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha vao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha vao nandre ilay saobakaka nandady teo amin' ny sandriny |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |