Entrée mihiboka (hiboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy
Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana
Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto
Mitovy hevitra: maizina andro mifahy ~ mihidy an-trano ~ mikatontrano ~ milevim-belona toa trandraka ~ mirindrin-trano [1.1]
Explications en anglais To be confined indoors [1.7]
Explications en français être consigné, rester à la maison [1.8]
Morphologie 
Présent : mihiboka
Passé : nihiboka
Futur : hihiboka
Impératif : mihiboha
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20