Entrée | 1 mihiaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hiaka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra |
Explications en anglais |
8 [1.7] to shout defiance; to shout |
Explications en français |
9 [1.8] pousser des cris, prononcer des paroles de défi |
Exemples |
10 [2.470] niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. 11 [2.472] Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany? 12 [2.5] hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy. |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mihiaka |
Anagrammes | 14 haikaim, ihaikam, ikaiham, ikiaham, mahaiky, miahika, mihaikà, mihaika, mihiaka, mikaiha, mikiaha |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |