Entrée | 1 mihemotra |
Radical | 2 hemotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandroso miverina, manao dia miverina, manao dia mianotra: Mikisaha fa mihemotra itsy fiarakodia itsy Mandositra (fa resy): Herezo ihany fa efa mihemotra ny fahavalo Miala, miova hevitra: Saika hilatsaka hofidina Baba saingy nihemotra Mihafohy, misintona: Nihemotra ny pataloan' Ikoto nony nosasana Mihena, mitambotsotra, midina: Soa ihany fa efa nihemotra ny vidim-bary |
Explications en anglais |
5 [1.2] to draw back, to retire, to retreat, to backslide, to apostatize. 6 [1.7] to draw back; to fall back into evil ways |
Explications en français |
7 [1.8] reculer, se retirer |
Exemples |
8 tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mitakemotra, mikemo, mianotra, manao dia mianotra, manao dia miverina, miverina ilalana, mitodi-doha, mandrorona, mitambotsotra |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mihemotra |
Mis à jour le 2023/01/20 |