Entrée | 1 mihazakazaka tratran' ny miadana |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 mihazakazaka, tratra, miadana |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |